|
|
|
|

Teny iditra fidobohana (doboka)
Sokajin-teny anarana
 Famoahana feo mafy sy migoboka: Ny fidobohan'ny amponga no nanaitra ny manodidina [1.1]
 Le retentissement [1.3]

Teny iditra fidobohana (doboka)
Sokajin-teny anarana
 Fitoerana, fipetrahana, fijanonana [1.1]
 L'action de séjourner, le temps, le lieu du séjour [1.3]
Ohatra Mbola voatahiry vavolombelon' ny lasa nanatrika tsy tapaka tao ireo sezabe voamboana vitsivitsy "fidobohana", sy ny fanaka nisy fita-ratra nitahirizam-boky, lova navelan' ny LMS. [2.356]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/08