|
|
|
|

Teny iditra fiezahana (ezaka)
Sokajin-teny anarana
 Fikelezana aina, fanaovana ny farany azo atao, fikirizana fatratra: Tsy ampy ny fiezahan' itỳ mpianatra itỳ ka gisitra lava izy [1.1]
 The making of an effort [1.7]
 Effort, action de faire quelque chose avec entrain [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20