| Teny iditra |
fifanekena
(eky)
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fifanarahana ataon' olona roa tonta momba ny zavatra iray ka samy manana andraikitra amin' ny fanatanterahana izany ny an-daniny sy ny an-kilany [1.1]
|
| Ohatra |
| 1 | Hoy ny andininy anankiray ao amin'io fifanekena io
[2.508]
|
| 2 | Tsy novitainay tamin'ny resaka anefa izany fa nanaovanay fifanekena
[2.356]
|
|
|
| Teny iditra |
Fifanekena
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Io boky io no mitantara mivelabelatra ny famoahana ny Lalàna mifehy ny Fanekempihavanana Taloha, ka mitaona hiala amin' ny toetra ratsy sy hiraiki-po amin' Andriamanitra [2.611]
|
| Voambolana |
| Tovy hevitra | ~ |
| Lahatsiratra manontolo | Baiboly iraizotra |
|