|
|
|
|

Teny iditra fifaninanana (inana)
Sokajin-teny anarana
 Fiezahan' olona maro miady izay hahazo voalohany na hahavita tsara [1.1]
 Rivalry; a contest, a competition [1.7]
 Compétition, concours [1.8, 1.13]
 Rivalité [1.8]
 Concurrence [1.13]
Ohatra 
1Misy fifaninanana mamaly fanontaniana. [2.332]
2Tsy nisy fifaninanana nakotrokotroka toa izany! [2.298]
3Nisy fifaninanana momba ny fanatanjahan-tena tany Anta-nanarivo. [2.332]
4Nisy koa fifaninanana nifanaovan' ny Tily avy any Paris sy ny Tily avy any Bordeaux, isaky ny lasy. [2.356]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29