|
|
|
|

Teny iditra fifanipahana (tapaka)
Sokajin-teny anarana
 Dualisme [1.13]
Voambolana 
Ohatra Vao mainka koa mavaivay ny fifanipahana satria ny tafika dia natao ho tandroka aron' ny vozona ho an' ny vahoaka, natao ho arofanin' ny Repoblika, natao ho manda fiarovana farany indrindra ny fiandrianam-pirenena. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20