|
|
|
|

Teny iditra fifidianana (fidy)
Sokajin-teny anarana
 Fakana izay tiana an-tsitrapo, filantenana, fijobonana, fitsongoana; fandatsaham-bato: Tsy misy fifidianana raha atao an-tery, na mivantana izany na an-kolaka [1.1]
 The act of choosing
An election. [Voambolana: ] [1.7]
 Action de choisir
élection. [Voambolana: ] [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Niaraka tamin' izany, natao ny fifidianana solombavam-bahoaka teto Madagasikara. [2.472]
2Nandalo indroa Atoa Ranaivo Jonah nanontany vaovao izay tsy nisy fa nilamina ny fifidianana. [2.356]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12