|
|
|
|

Teny iditra fifindrana (findra)
Sokajin-teny anarana
 Fiovana toerana: Mandany mandrakariva ny fifindrana trano
Fiovana ho: Rehefa amin' ny antoko iray ianao, sarotsarotra ihany ny fifindrana amin' ny antoko hafa [1.1]
 The act of moving; a change of residence [1.7]
 Action de changer de domicile [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15