|
|
|
|

Teny iditra fihahaka (hahaka)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra mihahaka, miparitaka: Ny fihahaky ny ondry eny an-tsaha [1.1]
 Dispersion [1.13]
Tovy hevitra fiparitahana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20