|
|
|
|

Teny iditra fihaja (haja)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny olona na zavatra ambony mendri-kaja: Tsy hainao saintsainina izany fihajan' ny lanonana tao izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20