|
|
|
|

Teny iditra fihalohaloana (halohalo)
Sokajin-teny anarana
 Fihantonana mihebiheby eo ambony loha; fianahana tsy mandroso tsy mihemotra; fisalasalana; fijanonana anelanelany, tsy fombana ny atsy na ny aroa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20