| Teny iditra | fihalontralona (halontralona) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomban' ny zavatra mihalontralona, izany hoe mamirapiratra mivalombalona toa onjan-drano: Endrey izany fihalontralon' ny firavaka volamena nanaovany [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|