| Teny iditra | fihambahambana (hambahamba (hamba)) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fisalasalana, tsy fahatapahan-kevitra [1.1] | ||
| L'action d’hésiter, l'indécision [1.3] | ||
| Ohatra | Ny atao hoe « critique » dia tsy faniniana befahatany fa fanatsarana ny tsara ary fanambarana ny tsy mety, fiderana ny mendrika ary tsy fihambahambana kosa hilaza ny tsiny sy ny kilemany.
[2.895] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09 |
|