|
|
|
|

Teny iditra fihamboana (hambo)
Sokajin-teny anarana
 Fiheverana ny tena ho ambony; filazana ny tena ho manana zavatra na toetra tsy ananana; fisehoana ho hafa noho ny tena toetran' ny tena: Fihamboana fotsiny ny azy milaza ho be diplaoma fa tsy nahita fianarana firy akory izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20