| Teny iditra | fiharana (harana) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba fitadiavana [1.1] | ||
| Teny iditra | fiharana (hatra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fahatongavana, fidonana hatrany amin' ny,..: Ny fiharan' izany any amin' ny taranaka mandimby no atahorana [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|