| Teny iditra | fihatsaka (hatsaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Antsy kelin' ny mpanenona anapahany ny singan-kofehy amin' ny lamba tenominy. [1.1] | ||
| [Sihanaka] Antsikely famoran-jaza [1.78] | ||
| A knife for cutting edges. See fiharatra, hareza. [1.2] | ||
| [Tankarana] Couteau à pincer le riz, sorte de canif pour récolter le riz. (fitòhy). [1.19] | ||
| Teny iditra | fihatsaka (hatsaka) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Fetsy miharo faharatsiana; fangoloka [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/27 |
|