|
|
|
|

Teny iditra fiheverana (hevitra)
Sokajin-teny anarana
 Fisaintsainana: Ny fiheverana ny fiainana matetika mahatonga ho hendry
Fandinihana, fieritreretana: Tsy ampy fiheverana ny ankizy matetika
Fanombanana: Fa inona marina no fiheveranao ahy [1.1]
 La méditation, la réflexion, la discussion [1.3]
Voambolana 
Ohatra 
1Ekenao ve izany fiheverana izany? [2.285]
2Mahery noho izany fiheverana izany anefa ny alaheloko azy. [2.472]
3Fa inoany kosa fa tena mitondra ny fiheverana vahoaka iray aho. [1.369]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09