|
|
|
|

Teny iditra fihirana (hira)
Sokajin-teny anarana
 Ny asa atao rehefa mihira
Tonon-kira voasoratra ka hiraina any an-trano fiangonana
Boky misy tonon-kira [1.1]
 See hira. [1.2]
 The act of singing; a hymnbook [1.7]
 Action de chanter; recueil de cantiques [1.8]
Ohatra Dia lasa izy mivady mankany an-tanàmbe mivimbina baiboly sy fihirana. [2.356]
Lahatsoratra 

Teny iditra fihirana
Sokajin-teny anarana
  [Tanosy] Haravoana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20