| Teny iditra | fihoakoaka (hoakoaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Feo ataon' izay mihoakoaka, izany hoe miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa, manezaka mafy miantso olona na mihira: Mankarenin-tsofina ny fihoakoakan' ireto ankizy ireto rehefa mihira [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|