|
|
|
|

Teny iditra fihodivitra (hodivitra)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra mihodivitra, izany hoe mihodina haingana: Tsy hita akory ny fihodivitry ny taona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05