| Teny iditra | fihomehezana (hehy) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Asa atao rehefa mihomehy: Fihomehezana eran' ny trano raha vao niditra izy Fananihany: Nataon' ny olona fihomehezana ilay Ramatoa niteniteny foana [1.1] | ||
| Laughter; a laughingstock [1.7] | ||
| Le rire [1.8] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2009/10/20 |
|