| Teny iditra | fijaingijaingy (jaingijaingy) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fandeha mirepirepy toa miahotrahotra; famindra toa mitsipitsipika Fomba entina mijaingijaingy, izany hoe mandeha irery [1.1] | ||
| Tsipelina hafa | fizaingizaingy | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|