|
|
|
|

Teny iditra fijajirihana (jajirika)
Sokajin-teny anarana
 Fijoroana mitsangana tsara tsy mihetsika, fitsanganana miandry ela: Naharitra adiny iray ny fijajirihako teo ambaravaranareo [1.1]
 L’action de se tenir debout [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20