| Teny iditra | fikabariana (kabary) | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Fanaovana lahateny ampahibemaso; filazana lalàna na didy ampahibemaso Fibedibedena: Ampy izay fikabarianao ahy izay fa lasa aho [1.1] | |||||||
| L'action de proclamer, d'admonester, la cause, le lieu [1.3] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Sary |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01 |
|