| Teny iditra | fikapohana (kapoka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fivelesana, famonoana amin' ny tanana na amin-javatra; fanasaziana, famaizana [1.1] | ||
| Battage [1.13] | ||
| Teny iditra | fikapohana (kapoka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fitaovana fivelezam-bary na fanesorana voan-javamaniry samihafa [1.13] | ||
| Batteuse [1.13] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2012/11/20 |
|