| Teny iditra | fikarepoka (karepoka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny zavatra mikarepoka, izany hoe mamoaka feo manokana rehefa tsakoina: Mora fantatra ny fikarepoky ny voanjo ao am-bava Fomba entina mikarepoka, izany hoe mihinana zavatra izay mikepokepoka na mikaraoka ao am-bava: Toy izao ny fikarepoky ny saka ny taolan' ny akoho [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|