|
|
|
|

Teny iditra fikasihana (kasika)
Sokajin-teny anarana
 Fampandalovana ny tanana amin' ny..., fisafosafoana [1.1]
Ohatra Mifindra amin'ny alalan'ny fikasihana ilay hoditra voany na akanjo na lambam-pandriana izany. [2.424]

Teny iditra fikasihana (kasika)
Sokajin-teny anarana
 Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin' ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga [1.1]
 Fer à souder, archet de violon [1.3]
Tovy hevitra fikasihandokanga

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/02