| Teny iditra | fikatrohana (katroka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fipohana, fidonana: Nahatsiravina ny fikatrohan' ilay fiarakodia tamin' ny tamboho rary vato Fiadiana, fikaonana: Tsy nahajery ny fikatrohan' ny tafika roa tonta, hono, izy Fiasana, fianarana amim-pilofosana: Ny fikatrohan' ny mpianatra rehefa akaiky ny fanadinana [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|