|
|
|
|

Teny iditra fikelezana aina
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny fikelezana, aina
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: fikirizana
Ohatra Izany aloha no fantapantatra miandry ny soratra hafa izay mbola ho hita aoriana, angamba, noho ny fikelezana aina fatratra ataon' ireo Arkeologista izay mamongatra ny zavatra betsaka nilevina arivo taona maro. [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/20