|
|
|
|

Teny iditra fikobanana (kobana)
Sokajin-teny anarana
 Fihetsehan' ny rano indray, izay efa nandry nilamina tsara; fitsobohan' ny lamba sasana ao anaty rano madio mba ho afa-dranon-tsavony; fihontsankontsanana, fahalalahan' ny akanjo loatra [1.1]
 L’action de remuer, l’instrument [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28