|
|
|
|

Teny iditra fikolelaka (kolelaka)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mikolelaka, izany hoe mila fitia amin' ny dokadoka, maneho fiforetana ambany dia ambany amin' olona dokadokafana
Mitovy hevitra: fisolelaka [1.1]
Tovy hevitra fisolelaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20