| Teny iditra | fikopaka (kopaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba na toetran' ny zavatra mikopaka [1.1] | ||
| Teny iditra | fikopaka (kopaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Felan-javatra voamboatra izay ahetsiketsika mba hahazoandrivotra [1.1] | ||
| A fan [1.2, 1.7] | ||
| éventail [1.8] | ||
| Tovy hevitra | fikopahana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|