|
|
|
|

Teny iditra fikorisa (korisa)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mikorisa, na fomban' ny zavatra mikorisa, izany hoe mikisaka midina ka mikororosy fa tsy mivadibadika [1.1]
 Manière de glisser [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28