|
|
|
|

Teny iditra fikoropaka (koropaka)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mikoropaka, izany hoe mihetsika maika sy maimay ka toa tsy voahevitra loatra izay atao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05