|
|
|
|

Teny iditra fikororohana (kororoka)
Sokajin-teny anarana
 Fanalana ny vary amin' ny fako na bozaka miaraka aminy
Fanaratsiana mihoapampana: Aiza izany fikororohany anao tao izany! [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05