| Teny iditra | fikotrohana (kotroka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fipoahana: Fikotroha-nify (enti-milaza fijaliana tsy eran-tany ka mahatonga fangovitan' ny tena, fipoapoahan' ny nify mikatrokatroka) Fianjerana mitalakotrokotroka [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|