|
|
|
|

Teny iditra fila (ila)
Sokajin-teny anarana
 Fomba enti-mila
Zavatra ilaina matetika: Zavatra filan'ny mpandrafitra ny tantanana [1.1]

Teny iditra fila
Sokajin-teny anarana
  [Taisaka] Tany azo tamin'ny asan'ny tena samy irery [1.78]
  [Taisaka] Propriété foncière résultant du travail personnel [1.82]

Teny iditra fila
Sokajin-teny anarana
  [Taimoro] Vato [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20