| Teny iditra | filantsika (lantsika) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny olona na zavatra milantsika, izany hoe miforitra mankany ivoho, na mitondrotra eo anoloana [1.1] | ||
| Teny iditra | filantsika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Lordose lombaire [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|