| Teny iditra | filazana (laza) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fampahalalana: Filazana tamin'ny gazety no nahafantarako izany. Fanambarana: Manao izao filazana izao ny Fitondrana revolisionera. Fitantarana: Araka ny filazan'ireo nanatri-maso, dia folo no isan'ny maty tamin'io loza io. [1.1] | ||
| A report, an announcement [1.7] | ||
| L'annonce, l'avis, le récit, la narration, ceux qui entendent le récit, les plaintes: Izao no filazana voapetaka tamin'ny rindrina (Voici l'annonce qui a été collée sur le mur) [1.3] | ||
| Annonce, avis [1.5] | ||
| Teny iditra | Filazana | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | |
| Voambolana | ||
| Fangi-bolantany | -21.2666667, 46.6666667 | |
| Haianarantany | filazana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/05/27 |
|