|
|
|
|

Teny iditra fileovana (leo)
Sokajin-teny anarana
 Fitambarain-paritany eo ambany fizakana na fifehezana iray na koa fitambaran' olona na foko voafehin' ny lalàna iraisana na manaraka fomba iray: Iray fileovana ireo tanàna telo mifanakaiky ireo [1.1]
 A préfecture, an administrative district [1.7]
 Préfecture; district administratif [1.8]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12