|
|
|
|

Teny iditra filerana (lerana)
Sokajin-teny anarana
 Fihizinana, fihitsohana, fisesehana: Tsy afaka mivoha ny oaraoarana noho ny fileran' ny fanalahidy ao anatin' ny hidin-trano
Fihinanana be dia be, fanaovana voky hatenda: Ny filerany voankazo manta no nankarary azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05