| Teny iditra | filetsena (letsy) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fietrena, filetahana: Nahafaty olona ny filetsen' ny valindrihana Fileferana noho ny lanjan' entana entina: Jereo ny filetsen' ny irỳ Rangahy mpitondra entana! Fihenan' ny vidin-javatra: Andrasana foana ny filetsen' ny vidin-kanina [1.1] | ||
| Affaissement [1.13] | ||
| Tovy hevitra | fietrena ~ fijetsena | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|