|
|
|
|

Teny iditra filofosana (lofo)
Sokajin-teny anarana
 Voninahitra nomena ny maty tamin' ireo omby novonoina [1.1]

Teny iditra filofosana (lofo)
Sokajin-teny anarana
 Fampiasana ny hery rehetra amin'izay zavatra atao, fikelezana aina: Ny filofosany tamin'ny fianarana no nahombiazany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/27