| Teny iditra | filolohavana (loloha) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fitondrana zavatra eo ambony loha; fanampiana, fanohanana havana sahirankirana; fisahanana raharaha betsaka loatra [1.1] | ||
| Ohatra | Ny fitotoana ny vary ho koba, ny fanendasana izany ho mofo sy ny filolohavana ny vita ho eny amin' ny gara ka iverenana indroa na intelo eo, no anton-draharaha isan' andro ifanampian' izy rehetra.
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21 |
|