|
|
|
|

Teny iditra findramana (indrana)
Sokajin-teny anarana
 Fangatahana zavatr' olona mba hanaovana (ohatra akanjo) na hiasana (ohatra angady) vetivety
Fiangaviana olona mba hanao raharahan' ny tena [1.1]
 The parties of whom things are frequently borrowed, a lender. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20