|
|
|
|

Teny iditra fiofoana (ofo)
Sokajin-teny anarana
 Fiovana volo, loko: Tsy tiako ny fiofoan' itỳ lamba itỳ
Fiovana hoditra amam-bika: Ny fiofoan' ny samoina ho lolo [1.1]
 Décoloration [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20