|
|
|
|

Teny iditra fiombonana (ombona)
Sokajin-teny anarana
 Fiarahana manao, fiarahana mamana [1.1]
 An association, a community [1.7]
 Association, communauté [1.8]
Ohatra 
1Foana koa ny fiombonana tamin' ny fahoriana. [1.317]
2lo vohitra io, ataoko Fiombonana no anarany. [2.298]
3Avy amin'izany fiombonana izany no isintonana ny finoana fa tsy mahavita tena ny olombelona tsirairay. [2.606]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20