|
|
|
|

Teny iditra fioritra (oritra)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra mioritra, izany hoe misy ketronketrona: Fioritry ny lamba no mahatonga io ketrona io
Fahatapahana: Ny fioritry ny tanany no tsy ahafahany manoratra [1.1]

Teny iditra fioritra
Sokajin-teny anarana
  [Taimoro] Fihogo [1.78]
Tovy hevitra oritra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20