|
|
|
|

Teny iditra fiotrehana (otrika)
Sokajin-teny anarana
 Fipetrahana amin' ny toerana mafana mba ho masaka: Maharitro hafiriana ny fiotrehan' ny akondro ato amin' itỳ efitra itỳ?
Fihibohana an-trano [1.1]

Teny iditra fiotrehana
Sokajin-teny anarana
 Fotoana eo anelanelan'ny fidiran'ny mikrôby sy ny fitrangan'ny aretina [1.13]
 Incubation [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20