| Teny iditra | fiovana (ova) | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Fanjariana ho hafa, fiofoana: Ny fiovan' ny gamoina ho lolo Fihatsarana na fiharatsiana: Tsy misy fiovana ny aretin-drainao Fivadihana: Ny fiovan' ny andro teo izay no nahabe aretina [1.1] | |||||||
| L'action de changer [1.3] | |||||||
| Modification, changement, mutation [1.13] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18 |
|