|
|
|
|

Teny iditra fipararetra (pararetra)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra mipararetra, mangovitra izaitsizy, mihovitrovitra toy ny rano an-dravina [1.1]
 Vibration [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05